Teny iditra | 1 resy tsy miady |
Singan-teny | 2 resy, tsy, miady |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 ilazana ireo kivy ambony ihany na tsy mbola nanao na inona na inona aza ka dia miala sy mihataka na mijanona mihitsy aza [1.1] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |